Teny iditra | 1 olona mahay lalàna (olona) |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 ireo mpitsara sy mpiaro eo amin' ny fitsarana, izay efa vita fianarana ambony momba izany [1.1] |
Tovy hevitra | 4 mpahay lalàna |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |